Logo

Fisoratana anarana

Midira ho isan'ny andiany faharoa amin'ny 'developers'-ny Onja

hero section

Efa misokatra ny fisoratana anarana

Misaotra anao maneho fahalinana hiditra amin'ny fiofanana atolotry ny Onja.

Mba hahafahana mandray anjara amin'ny programa fiofanan'ny Onja, dia ilaina ny fahaizana, fananana naoty tsara, fahafahana fanadinana BEPC sy/na Bakalorea, saingy tsy manohy fianarana intsony na efa miasa amin'izao fotoana izao. Azonao atao ny misoratra anarana ho anao manokana na manolotra olona hafa fantatrao.

Fenoy tsara ny fizarana rehetra ao amin'ny taratasy fangatahana etsy ambany, na antsoy ny 038 95 492 63 raha manana fanontaniana ianao.

Ireo voafantina amin'ny dingana manaraka dia hahazo taratasy fanamarihana ao anatin'ny 3 volana aorian'ny famenoana fangatahana. Raha tsy mahazo valiny ao anatin'izany fotoana izany ianao dia azo heverina fa tsy voaray.

recruitment body section

Fichier voasafidy: Tsy misy fichier nosafidiana

Torolalana:

  • Mampiasà fichier CSV na Excel ihany
  • Karazana fichier ekena: .csv, .xlsx, .xls
  • Mety ho elaela ny fandefasana fichier mavesatra loatra

Lahy/Vavy

  • Lahy
  • Vavy

Hi! We use cookies to power our website analytics - that’s it! Accepting cookies helps us learn and improve our website. Please feel free to opt out if you wish.